Genesisy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+ Genesisy 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nararany haingana tao anaty tavin-drano fampisotroam-biby ny rano rehetra tao anaty sininy. Ary niverimberina nihazakazaka nankeo amin’ny lavadrano izy,+ ka nantsaka tsy an-kiato ho an’ny rameva rehetra.
6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+
20 Koa nararany haingana tao anaty tavin-drano fampisotroam-biby ny rano rehetra tao anaty sininy. Ary niverimberina nihazakazaka nankeo amin’ny lavadrano izy,+ ka nantsaka tsy an-kiato ho an’ny rameva rehetra.