Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+ Deoteronomia 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy maintsy haverinao aminy ilay antoka raha vao milentika ny masoandro.+ Dia hoentiny matory ilay akanjony+ ary hitso-drano+ anao izy. Ho olo-marina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao+ raha manao izany.
13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+
13 Tsy maintsy haverinao aminy ilay antoka raha vao milentika ny masoandro.+ Dia hoentiny matory ilay akanjony+ ary hitso-drano+ anao izy. Ho olo-marina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao+ raha manao izany.