FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nesorin’i Tamara ny akanjon’ny mpitondratena nanaovany, ka nosaronany lamba ny tenany, sady nosaronany koa ny tarehiny. Ary nipetraka teo amin’ny fidirana ho ao Enaima, izay eo amin’ny lalana mankany Timna, izy. Hitany mantsy fa efa lehibe i Sela, nefa mbola tsy nomena ho vadin’i Sela ihany izy.+

  • Jeremia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Voaroba ianao izao ka inona no hataonao? Efa zatra nitafy ravin-damba mena midorehitra mantsy ianao, ary efa zatra niravaka volamena sy nanao manjamaso mainty+ mba ho lehibe kokoa no fahitana ny masonao. Very maina fotsiny ny nanaovana izay hahatsara tarehy anao.+ Efa narian’ireo lehilahy te hanao firaisana aminao ianao. Mifofo ny ainao izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara