1 Timoty 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary lasa zatra tsy manao na inona na inona koa izy ireny, ka mitety tranon’olona, eny, tsy vitan’ny hoe tsy manao na inona na inona, fa mpifosafosa sy mitsabaka amin’ny fiainan’ny olona+ koa, ka miresaka zavatra tsy tokony horesahiny. Titosy 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena,+ hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky+ ny vadiny, mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.+
13 Ary lasa zatra tsy manao na inona na inona koa izy ireny, ka mitety tranon’olona, eny, tsy vitan’ny hoe tsy manao na inona na inona, fa mpifosafosa sy mitsabaka amin’ny fiainan’ny olona+ koa, ka miresaka zavatra tsy tokony horesahiny.
5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena,+ hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky+ ny vadiny, mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.+