Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Salamo 37:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ho ripaka daholo kosa ny mpandika lalàna,+Ary fandringanana no miandry ny ratsy fanahy, amin’ny hoavy.+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
38 Ho ripaka daholo kosa ny mpandika lalàna,+Ary fandringanana no miandry ny ratsy fanahy, amin’ny hoavy.+