Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta. Ohabolana 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,+ fa tiany kosa ny vatomizana marina. Ezekiela 45:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ‘Tokony ho mizana marina sy efaha marina ary bata marina no hampiasainareo.+
36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.