Genesisy 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 fa i Kaina sy ny fanatiny kosa tsy nankasitrahany.+ Dia tezitra be+ i Kaina, ka nanjombona ny tarehiny. Matio 27:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantany mantsy fa noho ny fialonana+ no nanoloran’ireo an’i Jesosy.+ Galatianina 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka isika tsy hirehareha ka hampisy fifaninanana+ sy fifampialonana.+ Jakoba 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sa heverinareo ho tsy misy antony ny ilazan’ny Soratra Masina hoe: “Tsy mety afa-po mihitsy ilay fitsiriritana ao anatintsika ao”?+ 1 Jaona 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 fa tsy toa an’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono+ tamin-kabibiana ny rahalahiny. Nahoana no namono nahafaty azy izy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+
5 fa i Kaina sy ny fanatiny kosa tsy nankasitrahany.+ Dia tezitra be+ i Kaina, ka nanjombona ny tarehiny.
5 Sa heverinareo ho tsy misy antony ny ilazan’ny Soratra Masina hoe: “Tsy mety afa-po mihitsy ilay fitsiriritana ao anatintsika ao”?+
12 fa tsy toa an’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono+ tamin-kabibiana ny rahalahiny. Nahoana no namono nahafaty azy izy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+