Mpitoriteny 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy manana fahefana amin’ny aina ka hoe hahatana ny ainy,+ ary tsy ananan’ny olona fahefana koa ny andro ahafatesany,+ sady tsy misy afa-miala amin’ny ady.+ Ary tsy havelan’ny faharatsiana ho afa-maina izay manaram-po amin’ny ratsy.+ Jakoba 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+
8 Tsy misy manana fahefana amin’ny aina ka hoe hahatana ny ainy,+ ary tsy ananan’ny olona fahefana koa ny andro ahafatesany,+ sady tsy misy afa-miala amin’ny ady.+ Ary tsy havelan’ny faharatsiana ho afa-maina izay manaram-po amin’ny ratsy.+
14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+