FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy mamerina,+

      Fa ny olo-marina kosa miantra ka manao fanomezana.+

  • Lioka 6:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Aoka ianareo ho zatra manome dia mba homena koa ianareo.+ Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra no hararaka eo am-pofoanareo. Fa araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.”+

  • Asan’ny Apostoly 4:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Iray fo sy iray saina+ ny olona maro be tonga mpino, ka tsy nisy nilaza ny fananany ho an’ny tenany, fa niombonan’izy rehetra daholo ny zava-drehetra.+

  • 2 Korintianina 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+

  • 1 Timoty 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara