Salamo 71:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nampianatra ahy efa hatramin’ny fahatanorako ianao, Andriamanitra ô,+Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny asanao mahatalanjona foana.+ Salamo 110:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+ Salamo 148:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianareo tovolahy+ sy ianareo tovovavy virjiny,+Ianareo lehilahy zokiolona+ mbamin’ny ankizilahy.+ Lioka 2:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Hoy anefa izy: “Fa maninona no nitady ahy ianareo? Tsy fantatrareo ve fa tsy maintsy ho ato an-tranon’ny Raiko aho?”+ 2 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+
17 Nampianatra ahy efa hatramin’ny fahatanorako ianao, Andriamanitra ô,+Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny asanao mahatalanjona foana.+
3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+
49 Hoy anefa izy: “Fa maninona no nitady ahy ianareo? Tsy fantatrareo ve fa tsy maintsy ho ato an-tranon’ny Raiko aho?”+
15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+