FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 72:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hitondra fiadanana ho an’ny olona anie ny tendrombohitra,+

      Sy ny havoana, noho ny fahamarinana!

  • Isaia 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy handratra+ na hanimba eran’ny tendrombohitro masina+ izy ireo, satria ho feno fahalalana an’i Jehovah ny tany, toy ny anaronan’ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.+

  • Isaia 65:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ny amboadia+ sy ny zanak’ondry hiara-komana,+ ny liona hihina-mololo hoatran’ny omby,+ ary ny bibilava kosa dia vovoka no ho sakafony.+ Ary tsy handratra+ na hanimba eran’ny tendrombohitro masina+ ireny”, hoy i Jehovah.

  • Daniela 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tamin’izay, dia torotoro daholo ny vy, ny tanimanga, ny varahina, ny volafotsy ary ny volamena, ka nanjary toy ny akofa teny am-pamoloana fahavaratra.+ Dia nopaohin’ny rivotra ireny, ka nanjavona tsy hita.+ Fa lasa tendrombohitra lehibe kosa ilay vato namely an’ilay sary, ka feno azy ny tany manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara