Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina. Isaia 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hitoetra eto amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+ Dia hohitsakitsahina eo amin’ny toerany i Moaba,+ toy ny fanitsakitsaka antonta-mololo eo amin’ny toeran-jezika.+
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.
10 Fa hitoetra eto amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+ Dia hohitsakitsahina eo amin’ny toerany i Moaba,+ toy ny fanitsakitsaka antonta-mololo eo amin’ny toeran-jezika.+