FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Izaho no mamorona ny vokatry ny molotra.+ Hisy fiadanana ho an’izay lavitra sy akaiky,+ ary hanasitrana azy aho”,+ hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 34:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+

  • Hosea 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ho azy ireo no hanaovako fifanekena amin’izany andro izany, dia fifanekena amin’ny bibidia+ sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra ary ny biby mandady amin’ny tany. Hofoanako tsy ho eo amin’ilay tany ny tsipìka sy ny sabatra ary ny ady.+ Ary hataoko mandry feizay izy ireo.+

  • Romanina 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny finoana,+ dia aoka isika hitandro ny fihavanana+ amin’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.

  • 2 Korintianina 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 dia ny hanambara fa nampihavanin’Andriamanitra taminy+ tamin’ny alalan’i Kristy+ izao tontolo izao,+ ka tsy nisainy ny helok’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny teny+ fampihavanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara