FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran’ny tany izy.+

      Tapatapahiny ny tsipìka, ary potipotehiny ny lefona.+

      Dorany ny kalesin’ady.+

  • Isaia 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hamoaka didim-pitsarana eo amin’ireo firenena izy,+ ka hanitsy+ izay tsy mety eo amin’ireo vahoaka.+ Dia hanefy ny sabany ho angadinomby izy ireo, ary ny lefony ho antsy fandrantsanam-boaloboka.+ Tsy hanainga sabatra hifamely ny firenena, ary tsy hianatra ady intsony.+

  • Ezekiela 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hivoaka ny mponin’ny tanànan’ny Israely, ka handrehitra afo sy handoro an’ireo fitaovam-piadiana, dia ny ampinga kely sy ampinga lehibe sy tsipìka sy zana-tsipìka sy langilangy ary lefona. Ireny no hataony kitay+ mandritra ny fito taona.

  • Zakaria 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hofoanako tsy hisy kalesin’ady ao Efraima, ary tsy hisy soavaly ao Jerosalema.+ Hofoanana koa ny tsipìkan’ady.+ Fihavanana no horesahiny amin’ireo firenena.+ Ary hipaka hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina ny fanjakany, ary hatrany amin’ny Renirano ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara