FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hitan’ny mpanjakan’i Asyria anefa fa nisy tetika+ nokotrehin’i Hosea. Nandefa iraka ho any amin’i So mpanjakan’i Ejipta+ mantsy i Hosea, sady tsy niakatra nitondra hetra ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria intsony toy ny tamin’ireo taona teo aloha. Koa nogadrain’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka nofatorany tao am-ponja.+

  • Isaia 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Lozan’izay midina hitady fanampiana any Ejipta,+ sy miantehitra amin’ny soavaly,+ sy mitoky amin’ny kalesin’ady+ noho ny hamaroan’ireny, ary mitoky amin’ny soavaly fitondra miady satria tena mahery ireny. Tsy mitodika any amin’Ilay Masin’ny Israely izy ireo, ary tsy mitady an’i Jehovah.+

  • Ezekiela 29:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah,+ satria efa tehina bararata ho an’ny taranak’Israely izy ireo.+

  • Hosea 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary toy ny voromailala+ mora ambakaina sady tsy ampy saina+ i Efraima. Fa i Ejipta no nantsoiny,+ ary tany Asyria no nalehany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara