FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy mpaminanin’i Jehovah iray atao hoe Odeda, nitsena an’ilay tafika tonga tao Samaria ka niteny hoe: “Tezitra+ tamin’ny Joda i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka izany no nanolorany azy ireo teo an-tananareo. Dia novonoinareo tao anatin’ny fahatezerana mafy+ manakatra ny lanitra+ izy ireo.

  • 2 Tantara 36:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+

  • Isaia 42:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa nanampatra taminy ny fahatezerany sy ny fahavinirany ary ny herin’ny ady Izy.+ Nanodidina azy izany ka nandoro azy,+ nefa izy tsy niraharaha.+ Niredareda foana nandoro azy izany, nefa tsy nahoany.+

  • Zakaria 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara