2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+ Isaia 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Mihainoa ahy, ianareo mafy loha+ izay lavitra ny fahamarinana.+ Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+