20 Fa hoentiko any amin’ilay tany nianianako tamin’ny razany+ izy ireo, dia ilay tany tondra-dronono sy tantely.+ Ary hihinana izy ireo+ ka ho voky sy hihamatavy,+ dia hanaraka andriamani-kafa+ sy hanompo an’ireny ka haniratsira ahy ary hivadika amin’ny fifanekena nataoko.+