Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+ Ezekiela 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+
9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+