FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 74:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ianao no nanetsika ny ranomasina tamin’ny herinao.+

      Ary novakinao tao anaty rano ny lohan’ny biby goavam-be any an-dranomasina.+

  • Isaia 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Amin’izany andro izany dia hampiasain’i Jehovah+ ny sabany,+ izay mafy sy lehibe ary mahery, ka hofaiziny ny Leviatana,*+ ilay bibilava mitsoriaka,+ eny, ny Leviatana, ilay bibilava fetsifetsy. Koa hovonoiny ilay biby goavam-be any an-dranomasina.+

  • Ezekiela 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Homelohiko ianao, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+ izay biby goavam-be any an-dranomasina+ mivalampatra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily, ary izaho mihitsy no nanao azy ho an’ny tenako.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara