Isaia 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+ Isaia 65:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ny mpanompoko hihinana,+ fa ianareo kosa ho noana.+ Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta.+ Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho menatra.+ Lioka 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary hoy i Maria: “Mankalaza an’i Jehovah+ aho,
9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+
13 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ny mpanompoko hihinana,+ fa ianareo kosa ho noana.+ Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta.+ Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho menatra.+