FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 34:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nahafoy ahy mantsy izy ireo+ ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra+ ahy amin’izay rehetra nataon’ny tanany,+ sy mba hahatonga ny fahatezerako hirehitra+ amin’ity toerana ity, ary tsy hovonoina izany fahatezerako mirehitra izany.’”+

  • Jeremia 44:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanao ratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy, satria nandeha nanolotra setroka ho sorona izy ireo+ ary nanompo andriamani-kafa, izay sady tsy fantany no tsy fantatrareo, ary tsy fantatry ny razanareo+ koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara