2 Mpanjaka 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely. Isaia 65:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 eny, ireo mampahatezitra+ ahy foana imasoimaso,* sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy manolotra setroka ho sorona+ eny ambonin’ny biriky, Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+ Hebreo 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa aoka isika hanao izay rehetra azontsika atao mba hidirana amin’izany fitsaharana izany, sao hisy amintsika koa ho latsaka ao amin’ny tsy fankatoavana mitovy amin’izany.+
9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.
3 eny, ireo mampahatezitra+ ahy foana imasoimaso,* sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy manolotra setroka ho sorona+ eny ambonin’ny biriky,
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
11 Koa aoka isika hanao izay rehetra azontsika atao mba hidirana amin’izany fitsaharana izany, sao hisy amintsika koa ho latsaka ao amin’ny tsy fankatoavana mitovy amin’izany.+