Habakoka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hampirisihiko ny Kaldeanina,+ ilay firenena masiaka sady mivatravatra, izay mitety toerana midadasika amin’ny tany mba hakany fonenana tsy azy.+ Zakaria 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+
6 Fa hampirisihiko ny Kaldeanina,+ ilay firenena masiaka sady mivatravatra, izay mitety toerana midadasika amin’ny tany mba hakany fonenana tsy azy.+
15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+