9 Koa toy ny hitomaniako an’i Jazera no hitomaniako noho ny voalobok’i Sibma.+ Hataoko kotsan’ny ranomasoko ianareo, ry Hesbona+ sy Elale,+ satria tonga nandritra ny fahavaratra sy ny fotoam-piotazana ny horakoraka.+
17 Na tsy mamony aza ny aviavy,+ ary tsy mamoa ny voaloboka, ary na tsy ahitam-bokatra aza ny oliva, ary tsy mahavokatra zavatra hohanina ny tanimboly mikitohatohatra,+ ary na tsy misy ondry intsony aza ao am-bala, ary tsy misy omby ao am-pahitra,+