Habakoka 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Na tsy mamony aza ny aviavy,+ ary tsy mamoa ny voaloboka, ary na tsy ahitam-bokatra aza ny oliva, ary tsy mahavokatra zavatra hohanina ny tanimboly mikitohatohatra,+ ary na tsy misy ondry intsony aza ao am-bala, ary tsy misy omby ao am-pahitra,+
17 Na tsy mamony aza ny aviavy,+ ary tsy mamoa ny voaloboka, ary na tsy ahitam-bokatra aza ny oliva, ary tsy mahavokatra zavatra hohanina ny tanimboly mikitohatohatra,+ ary na tsy misy ondry intsony aza ao am-bala, ary tsy misy omby ao am-pahitra,+