FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Aoka hatahotra an’i Jehovah ny olona rehetra eto an-tany.+

      Aoka izy no hatahoran’ny mponina rehetra eto an-tany.+

  • Salamo 96:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Eo anatrehan’i Jehovah. Fa tonga izy,+

      Eny, tonga hitsara ny tany izy.+

      Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+

      Ary hitsara ny olona araka ny tsy fivadihany.*+

  • Ohabolana 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 eny, nahafaly ahy ny tany lonaka teo amin’ny tany noforoniny.+ Ary tena tiako izay rehetra mombamomba ny zanak’olombelona.+

  • Isaia 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Bevohoka izahay, ary nihetsi-jaza,+ kanefa toy ny niteraka rivotra. Tsy tena misy famonjena vitanay eto amin’ity tany ity,+ ary tsy misy mponina eo amin’ny tany lonaka satria tsy misy nateraka.+

  • Fitomaniana 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy nino ny mpanjakan’ny tany sy ny mponina rehetra amin’ny tany,+

      Fa ho tonga eo amin’ireo vavahadin’i Jerosalema ny mpanohitra sy ny fahavalo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara