4 “Topazo maso ny manodidina anao ka jereo! Nangonina daholo izy rehetra,+ ka tonga eo aminao.+ Tsy mitsahatra ny fahatongavan’ny zanakao lahy avy lavitra, ary toy izany koa ny zanakao vavy izay hokarakaraina sady hosakelehina.+
16 “Ary ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema,+ dia hiakatra isan-taona+ hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ sy hankalaza ny fetin’ny trano rantsankazo.+