FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mankahala ahy ireo namako akaiky rehetra,+

      Ary nivadika tamiko ireo notiaviko.+

  • Salamo 38:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy aho: “Raha tsy namaly ianao, dia ho nifaly tamin’ny fahavoazako ireny.+

      Ary raha nangozohozo ny tongotro,+ dia ho nirehareha nanohitra ahy tokoa ireny.”+

  • Salamo 41:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+

      Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara