FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Amin’izany andro izany, dia ho toy ny vehivavy i Ejipta ka ho tora-kovitra+ sy hatahotra, satria hanambana azy amin’ny tanany i Jehovah Tompon’ny tafika.+

  • Jeremia 6:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Aza mivoaka ho any an-tsaha na mandeha eny an-dalana fa manan-tsabatra ny fahavalo, ka manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra.+

  • Jeremia 49:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ho lasan’olona ny tranolainy+ sy ny ondry aman’osiny+ sy ny lainy+ ary ny fitaovany rehetra. Hisy haka koa ny ramevany.+ Dia hisy hiantsoantso hilaza amin’ny mponin’i Kedara hoe: ‘Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra!’”+

  • Ezekiela 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hataoko raiki-tahotra noho ny aminao ny firenena maro,+ ary hipararetra sy hihorohoro ny mpanjakany rehefa harangarangako eo anoloany ny sabatro.+ Hangovitra foana izy ireo, satria samy hatahotra noho ny amin’ny ainy, amin’ny andro hianjeranao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara