FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy ny navalin’ny mpanjakan’ny Israely: “Lazao aminy hoe: ‘Aoka ny vao mamatotra fehikibo+ tsy hirehareha sahala amin’ny efa mamaha.’”+

  • Ohabolana 12:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ny mazoto no hahazo ny fitondrana,+ fa ny kamo kosa no hanao asa an-terivozona.+

  • Mpitoriteny 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 misy fotoana itiavana ary misy fotoana ankahalana,+ misy fotoana ho an’ny ady+ ary misy fotoana ho an’ny fihavanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara