Nomery 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nandefa mpitsikilo tany Jazera+ i Mosesy. Koa azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.+ Nomery 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 sy Atrota-sofana sy Jazera+ sy Jogbeha,+ Josoa 21:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany. Tanàna efatra izy rehetra.
32 Ary nandefa mpitsikilo tany Jazera+ i Mosesy. Koa azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.+