14 “Nahoana isika no mipetra-potsiny eto? Andao hifamory ka hiditra ao amin’ireo tanàna misy manda+ ary ho faty ao. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika izay hahafaty antsika.+ Ary nomen’i Jehovah rano misy poizina isika hosotrointsika,+ satria nanota taminy.