Josoa 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+ Joba 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nahatazana azy avy lavitra izy telo lahy, dia tsy nahafantatra azy. Ary nidradradradra nitomany izy ireo, ka samy nandrovitra+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, sady nanipy vovoka ho amin’ny lanitra, hiraraka eo amin’ny lohany.+
6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+
12 Rehefa nahatazana azy avy lavitra izy telo lahy, dia tsy nahafantatra azy. Ary nidradradradra nitomany izy ireo, ka samy nandrovitra+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, sady nanipy vovoka ho amin’ny lanitra, hiraraka eo amin’ny lohany.+