Levitikosy 13:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary tokony horovitina ny akanjon’ilay+ olona voan’ny habokana, ary havela hisavoritaka ny volony,+ sady hosaronany ny volombava+ eo ambonin’ny molony, ka hiantsoantso izy hoe: ‘Maloto e! Maloto e!’+
45 Ary tokony horovitina ny akanjon’ilay+ olona voan’ny habokana, ary havela hisavoritaka ny volony,+ sady hosaronany ny volombava+ eo ambonin’ny molony, ka hiantsoantso izy hoe: ‘Maloto e! Maloto e!’+