FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy!+ Fa voaroba ilay seranana ka tsy misy intsony, sady tsy azo idirana intsony.+ Efa tany Kitima+ izy ireo no nilazana izany.

  • Ezekiela 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hanao hira fisaonana anao izy ireo,+ ka hanao hoe:

      “‘“Indrisy, rava tokoa ianao, ry ilay tanàna noderaina sy nonenan’ny olona avy any amin’ireo ranomasina!+ Nahery ianao tany an-dranomasina,+ dia ianao sy ny mponina tao aminao izay nampihorohoro ny mponina rehetra amin’ny tany!

  • Apokalypsy 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary rehefa hahita ny setroky ny fandoroana azy ny mpanjakan’ny+ tany, izay nijangajanga taminy sy niaina tao anatin’ny renty izay efa tsy nahamenatra azy intsony, dia hitomany azy sy hikapo-tratra noho ny alahelony azy.+

  • Apokalypsy 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hitomany sy halahelo+ azy koa ny mpivaro-mandeha+ eto an-tany, satria tsy hisy hividy intsony ny tahirin’entany rehetra,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara