Isaia 66:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy tabataba avy ao an-tanàna, ary misy feo avy ao an-tempoly!+ Izany dia feon’i Jehovah izay mamaly ny fahavalony araka ny sahaza azy.+ Ezekiela 33:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa ataoko lao tsy misy mponina ilay tany,+ noho ny zava-maharikoriko rehetra nataon’izy ireo.”’+
6 Misy tabataba avy ao an-tanàna, ary misy feo avy ao an-tempoly!+ Izany dia feon’i Jehovah izay mamaly ny fahavalony araka ny sahaza azy.+
29 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa ataoko lao tsy misy mponina ilay tany,+ noho ny zava-maharikoriko rehetra nataon’izy ireo.”’+