Apokalypsy 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,
6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,