FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 46:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nampanatoniko ny fahamarinako.+ Tsy lavitra+ izany, ary tsy ho tara ny famonjeko.+ Hanome famonjena ao Ziona aho, ary hanome ny hatsaran-tarehiko ho an’i Israely.”+

  • Ezekiela 12:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ‘“Fa izaho Jehovah no hilaza izay tiako holazaina, ka ho tanteraka izany.+ Tsy hisy hataka andro intsony,+ satria hilaza zavatra aho amin’izao andronareo+ izao ka hotanterahiko tokoa izany, ry taranaka mpikomy ô!”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”

  • Habakoka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara