Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+ 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena. Apokalypsy 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ireo zavamananaina dia nanome voninahitra sy haja ary fisaorana+ ho an’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana,+ dia Ilay velona mandrakizay mandrakizay.+ Isaky ny nanao izany izy ireo,
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.
9 Ary ireo zavamananaina dia nanome voninahitra sy haja ary fisaorana+ ho an’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana,+ dia Ilay velona mandrakizay mandrakizay.+ Isaky ny nanao izany izy ireo,