31 Dia ho toy ny kofehy rongony ny lehilahy matanjaka,+ ary ho toy ny pitik’afo ny vokatry ny asany. Hiara-mirehitra ireny, ary tsy hisy hahafaty an’izany afo izany.”+
11 “‘Noravako ny taninareo toy ny nandravako an’i Sodoma sy Gomora,+ ary lasa toy ny kitay nosarihana haingana avy tao anaty afo ianareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.