FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hoy ilay anjelin’i+ Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy+ anao anie i Jehovah, ry Satana! Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy tapa-porohana nosarihana avy tao anaty afo+ ve io olona io?”

  • Joda 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Vonjeo izy,+ ka sariho haingana avy ao amin’ny afo.+ Amindrao fo hatrany koa ny hafa, ka ataovy amin-tahotra izany, ary ankahalao na dia ny akanjo anatiny voapentimpentin’ny nofo aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara