FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any!+ Ary manaova zavatra+ ka tsarao ny mpanomponao, mba hitsingerina eo an-dohan’ny ratsy fanahy ny nataony,+ ary ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany.+

  • Ezekiela 33:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ry zanak’olona, lazao amin’ny taranak’Israely hoe: ‘Hoy ianareo: “Lany hery tanteraka izahay noho ny fikomianay sy ny fahotanay,+ koa ahoana moa no mbola hahavelomanay?”’+

  • Romanina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+

  • Galatianina 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara