Salamo 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+ Daniela 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lehibe tokoa ny famantarana nataony, ary tena niavaka ny zava-mahagaga nataony!+ Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay,+ ary ny fitondrany haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+ Mika 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+
3 Lehibe tokoa ny famantarana nataony, ary tena niavaka ny zava-mahagaga nataony!+ Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay,+ ary ny fitondrany haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+
7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+