FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+

  • 1 Samoela 17:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hoy ny lehilahy israelita: “Hitanareo ve io lehilahy miakatra io? Hihantsy ady+ amin’ny Israely no iakarany. Koa izay lehilahy mahafaty an’io, hono, dia homen’ny mpanjaka harem-be, ary homeny ho vadiny ny zanany vavy.+ Ny ankohonan-drain’izany lehilahy izany koa, hono, hataony afaka amin’ireo adidy eto amin’ny Israely.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara