FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 55:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Na hariva na maraina na antoandro, dia tsy haiko afenina ny tebitebiko ary mitaraindraina aho,+

      Ka mandre ny feoko Izy.+

  • Salamo 86:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Iantrao aho, Jehovah ô,+

      Fa ianao no antsoiko mandrakariva.+

  • Kolosianina 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mahareta amin’ny vavaka,+ ka miambena mandrakariva amin’izany, sady asio fisaorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara