Salamo 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa mitady handrapaka ahy ny olombelona mety maty.+Miady amiko foana izy, ary mampahory ahy tsy misy farany.+ Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+Fa ianao no ialofako,+Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+
56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa mitady handrapaka ahy ny olombelona mety maty.+Miady amiko foana izy, ary mampahory ahy tsy misy farany.+
57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+Fa ianao no ialofako,+Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+