Salamo 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+ Salamo 124:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia ho natelin’izy ireo velona isika,+Tamin’izy ireo tezitra mafy tamintsika.+
2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+