Salamo 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa mitady handrapaka ahy ny olombelona mety maty.+Miady amiko foana izy, ary mampahory ahy tsy misy farany.+ Salamo 76:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hahatonga fiderana ho anao ny fahatezeran’ny olona.+Ary hataonao toy ny fehikibo ny ambin’ny fahatezerana. Ohabolana 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Andao isika hitelina azy velona+ toy ny Fasana,*+ eny, hitelina azy manontolo, sahala amin’izay latsaka any an-davaka.+
56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa mitady handrapaka ahy ny olombelona mety maty.+Miady amiko foana izy, ary mampahory ahy tsy misy farany.+
10 Fa hahatonga fiderana ho anao ny fahatezeran’ny olona.+Ary hataonao toy ny fehikibo ny ambin’ny fahatezerana.
12 Andao isika hitelina azy velona+ toy ny Fasana,*+ eny, hitelina azy manontolo, sahala amin’izay latsaka any an-davaka.+