Rota 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+ Salamo 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Arovy toy ny anakandriamaso aho.+Hanafina ahy eo amin’ny aloky ny elatrao anie ianao,+ Salamo 63:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa nanampy ahy ianao,+Ka mihoby eo amin’ny aloky ny elatrao aho.+
12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+
8 Arovy toy ny anakandriamaso aho.+Hanafina ahy eo amin’ny aloky ny elatrao anie ianao,+ Salamo 63:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa nanampy ahy ianao,+Ka mihoby eo amin’ny aloky ny elatrao aho.+